Ny vava...

Nampidirin'i nannie | 20 Feb, 2010
Voankazo samihafa : letchis, manga, voasary, akondro..."Ny vava tsy ambina no ahitan-doza !" Sealed

Fihatsarambelatsihy - Fiharatsiambelatsihy

Nampidirin'i nannie | 11 Feb, 2010

"Aleo vanda-manatrika toy izay vanda-miamboho"

Torimaso

Hendry

Nampidirin'i nannie | 3 Feb, 2010
"Ny hendry ihany no anarina fa raha ny adala no tenenina ny lambany no
ariany" Innocent

Ny tsirairay sy ny hafa

Nampidirin'i nannie | 22 Des, 2009
Fikasan'Andriamanitra ny hahatsapan'ny tsirairay fa ilaina izy hahasoa ny hafa sy hiezaka hampitombo ny fahasambaran'izy ireny. Smile